|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamiko
Fototeny  2  hamy
Sokajin-teny  3  mpamaritra mamy sy mpisolo
Ohatra  4  dia sitrako, ry ambanilanitra, dia mamiko, ry ambanilanitra [2.48#1116]
5  Ary tamin'izay dia nahatsiaro aho ka nahita; ary mamiko ny torimasoko [2.996#30:031:026/Jeremia 31:26]
Lohateny  6  Fiteny Mamiko : kilasy fahatelo (Rajemisa-Raolison Régis)
7  Mamiko toy ny tantely : Fianarana mamaky teny (taona faharoa) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)

Teny iditra (2/2)8  mamiko
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Betsimisaraka] mikapoka amin'ny tady

Fivaditsoratra  11  kamoim, mamiko, mamoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21