Teny iditra mamira (fira)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapa, mijinja
¶ Mamingana, mamely amin' ny fingony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamira
namira
hamira
mamirà

Teny iditra mamirà (fira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamira [fitanisana]

Teny iditra mamira (fitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitra [fitanisana]

2013/03/11