Teny iditra (1/3) | 1 mamira |
Fototeny | 2 fira |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikapa, mijinja 5 Mamingana, mamely amin' ny fingony [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 mamirà |
Fototeny | 11 fira |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamira |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/3) | 14 mamira |
Fototeny | 15 fitra |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitra |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 18 mamira, mamirà, mamira, mamirà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |