Teny iditra |
mamongadia > mamongady
(vongady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mividy mitambatra Manavosa, manao antontany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To sell at wholesale [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Entasser, acheter en bloc [1.3]
|
| Vendre en gros [1.8]
|
Ohatra | Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety.
[2.332]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamongady |
Ny lasa : |
namongady |
Ny hoavy : |
hamongady |
Filaza mandidy : |
mamongadia |
|
|