Teny iditra (1/2) | 1 mamono |
Fototeny | 2 fono |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandrakotra, manisy fonony: Aza asiana mikobana rehefa mamono boky Manafina: Mamono vola madinika an-joron-damba |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to cover, to wrap up, to swathe, to put the burial clothes on a corpse. 6 [1.7] to wrap; to bind a book |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] envelopper, emballer; relier |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mamono io |
Teny iditra (2/2) | 16 mamono |
Fototeny | 17 vono |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Mikapoka: Itỳ manko mamono anay ò, hoy Ibalita tamin-dreniny Manala aina, mahafaty: Mamono olona maro isan-taona ny toaka Mitsoka: Mamono jiro Manafoana: Mamono lalana Mikosoka: Mamono soratra |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [1.7] to kill; to beat; to erase writing |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3, 1.8] tuer, battre 22 [1.3] éteindre, effacer, arrêter le cours de l'eau, obstruer un chemin 23 [1.8] effacer une écriture |
Ohatra |
24 mamono omby atao levenan' andriana. [2.69] 25 Filanjan-defona no ahy fa ny olon-kamono any ihany [2.558] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |