|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mamono

Ohabolana 1Akoho tokana anaka: avy sasaka vao halan-tompo. [2.653 #51]
Akoho tokana anaka: avy sasaka vao mamono an-toka. [2.653 #52]
Akoho tokana anaka : avo sasaka vao halan-tompo. [2.415 #3228]
Akoho tokana anaka : avo sasaka vao mamono antoka. [2.415 #3229]
Akoho tokan' anaka : avo sasaka vao halan' ny tompony. [2.558]
Akoho tokan' anaka : tonga roa vao mamono antoka. [2.558]
Avo sasaka hoatry ny akoho tokana anaka. [2.415 #3238]
Avo sasaka ohatra ny akoho tokana anaka. [1.1 #868]
Dikanteny frantsayPoule qui a un poussin : c' est lorsqu' elle a produit son équivalent que son maître la prend en aversion. [2.415 #3228]
Poule qui n' a qu' un poussin : c' est lorsqu' elle produit son équivalent qu' elle fait perdre son propriétaire. [2.415 #3229]
Produire son équivalent comme la poule qui n' a qu' un poussin. [2.415 #3238]
Fanazavana frantsayParce qu' il s' attendait à mieux ; le sens est : déçu dans son attente. [2.415 #3229]

Ohabolana 2Amaraina hamono aomby, iniany miady voro-tanty. [1.147 #A38]

Ohabolana 3Andevolahy mamono tompo mangina : voky hena indray alina, fa hiongo-belona herintaona. [2.415 #512, 2.653]
Andevolahy mamosavy tompo : voky hena indray alina, fa hiongo-belona herintaona. [2.653, 2.415]
Andevolahy namosavy tompo: hena indray manokona ka tapa-taona niongo-bolo ihany. [2.165 #2311]
Dikanteny frantsayEsclave qui jette un sort à son maître pour le faire mourir, ou bien le tue en cachette : il sera repu de viande une nuit, mais il lui faudra faire le deuil pendant toute une année. [2.415 #512]
Fanazavana frantsayPour une satisfaction d' un moment, il ne faut pas s'exposer à une longue peine. [2.415 #512]

Ohabolana 4Aza mamono biby mora. [2.165 #438]
Dikanteny frantsayNe tuez pas une bête inoffensive (un serpent). [2.165 #438]

Ohabolana 5Aza mamono reny toa vary ratsy. [2.165 #1894]
Dikanteny frantsayNe tuez pas votre mère comme du "mauvais riz" . [2.165]
Fanazavana frantsayOn appelle "mauvais riz" les tiges qui montent en épis trop vite, après quoi des rejetons paraissent qui font périr les premières plantes ou plantes "mères" . [2.165]

Ohabolana 6Aza manao toy ny sokina: ny varatra hamono tsy mahatahotra azy, fa ny fanala indray no ahatahorany. [2.165 #929]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme le hérisson: il ne craint pas la foudre qui tue, mais par contre il a peur d' une lanterne. [2.165]

Ohabolana 7Aza mitabataba tonga rafozana : akoho iray no hovonoina ka telo lahy no asaina mindram-pamaky. [2.558]
Aza mitabataba tonga rafozana : akoho iray no vonoina, ka fito lahy no mitsangana. [2.415 #1439, 2.653 #645]
Aza mitabataba tonga rafozana : atodi-akoho no laoka, ka antsy solanga no zahana. [2.558 #783]
Aza mitabataba tonga rafozana : atodiakoho no laoka, ka famaky no tadiavina. [2.415 #1440, 2.653 #644]
Dedaka tonga rafozana : akoho no hovonoina ka telo lahy no asaina mitsangana. [2.558 #974]
Dedaka tonga rafozana : ka famaky no indramina ary sikina no henjanina, nefa akoho no ho laoka. [2.558]
Dedaka tonga rafozana, ka trano bongo ka asiam-pandri-baratra; akoho ka nindramam-pamaky; vola venty ka ampanjanahina; eranambatry ka atao telo fonosana. [2.165]
Dedaka tonga rafozana : trano bongo ka asiam-pandri-baratra ; akoho ka nindramam-pamaky ; vola venty ka ampanjanahina ; eranambatry ka atao telo fonosana. [2.415 #1442]
Mitabataba tonga rafozana, akoho iray no vonoina, ka dimy no mamono. [1.1]
Fanazavana malagasyMihetsiketsika be, nefa tsy hita izay vita, lasan-ko vavany. [1.1]
Dikanteny frantsayFanfaron qui reçoit ses beaux-parents : il n' a qu' une cabane et il y met un paratonnerre ; il n' a qu' un poulet et il emprunte une hache à découper ; il n' a que 80 centimes et il les prête à intérêt ; il n' a qu' un sou et il l' enveloppe trois fois. [2.415 #1442]
Ne faites pas tant de bruit comme une bru qui reçoit la visite de sa belle-mère : il y a des oeufs pour manger avec le riz, et elle demande une hache pour les casser. [2.415]
Ne mettez pas tout sens dessus dessous comme un gendre qui reçoit la visite des beaux-parents : sept hommes se lèvent pour tuer une poule. [2.415 #1439]
Un vantard recevant la visite de ses beaux-parents: sa maison n' est qu' une cabane et il y met un paratonnerre; il n' a qu' un poulet (à offrir), et il emprunte une hache (comme s' il avait du bœuf); il n' a que quatre-vingts centimes, et il les prête à intérêt: un sou, et il l' enveloppe trois fois. [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe disait l' empressement des gendres à recevoir les beaux-parents ; il se disait aussi des gens parlant haut et troublant tout. [2.415 #1439]
Se disait des gens qui parlaient haut et voulaient dominer. [2.415 #1440]

Ohabolana 8Boka mihevo saha ka ny mamono dia no manariva andro. [2.558 #919]
Boka mihevo saha : ny mamono dia no sarotra. [2.415 #1966]
Boka mihevo saha : ny mamono dia no sasatra. [2.653 #791]
Dikanteny frantsayLépreux qui sarcle un jardin : le difficile est de faire disparaître ses traces. [2.415 #1966]
Fanazavana frantsaySe disait d'un travail mal fait. [2.415 #1966]

Ohabolana 9Boka nandamaka taninketsa : ka ny mamono dia no ventin-draharaha. [2.558]

Ohabolana 10Boka nandamaka taninketsa : ny mandamaka leo ihany, fa ny mamono dia no tsy tanty. [2.415 #1980, 2.653]
Dikanteny frantsayLépreux qui nivelle une terre, pour faire les semis le riz : niveler, ce n'est rien, mais le difficile c' est de faire disparaître les traces du travailleur. [2.415 #1980]
Fanazavana frantsaySe disait des travaux mal faits. [2.415 #1980]

Ohabolana 11Fanompoan' ankotralahy, ka ny marary manao izay ho vitany, ary ny tsara fanahy mamono masoandro. [2.415 #371]
Dikanteny frantsayC'est la corvée des soldats portant giberne : les malades font ce qu' ils peuvent, et ceux qui se portent bien travaillent jusqu' au coucher du soleil. [2.415 #371]
Fanazavana frantsayIl s' agissait là d' une corvée particulièrement pénible. [2.415 #371]

Ohabolana 12Hamono afo tsy mitondra ratiraty. [1.147 #H7]

Ohabolana 13Hianao voalavo mamono ny vary, izaho totozy mitsimpona ny raraka. [2.558 #1331]
Hianao voalavo mamono vary ; izaho totozy mitsimpona ny raraka. [2.415 #4346, 2.653 #1067]
Dikanteny frantsayVous êtes le rat qui détruit les touffes de riz, et moi je suis la souris qui ramasse les grains tombés. [2.415 #4346]
Fanazavana frantsaySe disait des grands et petits unis pour détrousser les gens ; se disait aussi des ménages de voleurs. [2.415 #4346]

Ohabolana 14Horirika amonosam-panasina, ka ny fonosina lo mbam-ponony. [2.415 #4348]
Horirika amonosam-panasina (na: hena; na: anana): ny fonosin-do, ny mamono lo mbam-ponony. [2.653 #1102]
Horirika amonosam-panasina (na: hena; na: anana): ny fonosin-do, ny mamono lo rahateo. [2.653 #1102]
Horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [2.415 #4348]
Horirika namonosam-panasina : ny fonosin-do, ny mamono lo rahateo. [2.558]
Horirika namonosana anana, ka ho levona mbamin' ny fonosany. [2.415 #4348]
Horirika namonosan-kena, ka miara-devona. [2.415 #4348, 1.1]
Horirika namonosan-kena: ny fonosin-do, ny mamono lo rahateo. [2.165 #1088]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny mpangalatra sy ny mpanafin-kalatra izay tokony homena sazy iray ihany. [1.1]
Dikanteny frantsayDes feuilles d' arum, enveloppant de la viande: la chose enveloppée et l' enveloppe pourrissent toutes deux. [2.165]
feuille d'arum dont on enveloppe la viande, et qui brûle avec. [1.3]
Feuilles d' arum et brèdes ou sel qu' elles contiennent : contenant et contenu se consomment ensemble. [2.415 #4348]
On fait cuire et on consomme en même temps, les feuilles d' arum et les brèdes ou la viande qu' elles enveloppent. [2.415 #4348]
Fanazavana frantsayCoupables et complices méritent le même châtiment. [2.415 #4348]
le coupable et le recéleur mérite le même châtiment. [1.3]
Quand la viande est mise dans la marmite avec les feuilles qui l'enveloppaient et qui sont comestibles, viande et feuilles cuisent et deviennent très tendres: les feuilles même se désagrègent tout à fait. Se dit des voleurs et de leurs complices. [2.165]

Ohabolana 15Mahafinaritra ny mamono sakaiza, fa ny hiarahan-dalana no tsy misy. [2.558]

Ohabolana 16Mahasalasala hoatry ny mitery ombin-drafozana : misakobona, toa hangala-dronono ; misikim-ponitra, toa hamono zanak' omby. [2.415 #1448]
Dikanteny frantsayNe savoir comment faire, comme le gendre qui va traire la vache de son beau-père : s' il gonfle son lamba, on croira qu' il vole le lait ; s' il se serre les reins avec son lamba, on dira qu' il veut tuer le veau. [2.415 #1448]
Fanazavana frantsayIl est difficile de contenter tout le monde, surtout ses beaux-parents. [2.415 #1448]

Ohabolana 17Mamono afo tsy mitondra ratiraty. [1.147 #M77]

Ohabolana 18Mamono amboa : izay namono, manary. [1.147 #M76]

Ohabolana 19Mamono biby tsy mahafate ka ifoterañi ty tsikohiñe. [1.68]
Mamono biby tsy mahafate ka ifotorañe ty ramboñe. [1.68]
Mamono biby tsy mahafaty ka ifoteran' ny rambony. [2.558 #1953]
Namono biby tsy nahafaty ka nifoteran' ny rambony. [2.558 #176]
Dikanteny frantsayFrapper une bête qui ne meurt pas, la queue se retourne. [1.68]
Tuer une bête qui ne meurt pas sur le coup, la queue se retourne. [1.68]

Ohabolana 20Mamono biby tsy mahafaty isehoan’ ny sorany ; ary manitsaka hazo meloka itsimbadihan’ ny tonony. [2.653 #1479]

Ohabolana 21Mamono biby tsy mahafaty, ka ifoteran' ny namany. [2.165 #893]
Dikanteny frantsaySi vous frappez une bête sans la tuer, les autres se jetteront sur vous. [2.165 #893]

Ohabolana 22Mañ'aroy mañ'aroy ka arete hamono. [1.68]
Dikanteny frantsayS'aggraver comme les maladies qui font mourir. [1.68]

Ohabolana 23Marary manao izay ho vitany, finaritra mamono masoandro. [2.653 #1631]

Ohabolana 24Mararin’ ny vara-maina: ny finaritra manao izay ho vitany, ka ny marary indray no mamono niasoandro. [2.653 #1632]

Ohabolana 25Matokin’ ody voalavo angaha hianao, no mamono hena an-joron-damba. [2.415 #6308, 2.653 #1688]
Matoky ody voalavo, ka manao hena an-joron-damba. [2.558 #145]
Matoky ody voalavo va hianao no manao hena an-joron-damba? [2.165 #87]
Dikanteny frantsayComptez-vous donc sur quelque talisman contre les rats que vous enveloppez de la viande au coin de votre lamba ? [2.415]
Est-ce parce que vous avez confiance en un charme contre les rats que vous mettez de la viande dans un coin de votre lamba? [2.165]
Fanazavana frantsayC. à. d. ne vous exposez pas inutilement à la tentation ou au danger. [2.165]
Il ne faut pas s' exposer au malheur. [2.415 #6308]

Ohabolana 26Mitaiza zana-baratra : mitaiza raha hamono. [1.147 #M132]

Ohabolana 27Natao ho zavona hahamasaka ny vary, kanjo nanjary fanala hamono ny mangahazo. [2.558 #2761]
Natao ho zavona hahamasaka ny vary, kanjo tonga fanala hamono ny mangahazo. [2.653 #2092]

Ohabolana 28Ny havandra hamono tsy mba mirehona; ny mamba hanaikitra tsy mba miseho. [2.653 #2258, 2.974 #392]
Ny havandra hamono tsy mba mireona ; ny mamba hanaikitra. [2.415 #2735]
Dikanteny frantsayCaïman qui mordra ne se fait pas voir. [2.415 #2735]
La grêle ne gronde pas avant de nuire ; le caïman se cache avant de mordre. [2.974 #392]
Fanazavana frantsayLe malheur frappe à l'improviste. [2.415 #2735]

Ohabolana 29Ny teny toy ny fonosana ka izay mamatotra no tsara mamaha. [2.558 #3286]
Ny teny toy ny fonosana : ka izay mamono no mamaha. [2.165 #545, 2.415 #4795, 2.653 #2495]
Dikanteny frantsayLa parole est comme le noeud fait au coin du lamba pour envelopper quelque chose : c' est celui qui a fait le noeud qui peut le délier. [2.415]
Les paroles sont comme un paquet, et c' est celui qui l' a attaché qui le détache aussi. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait surtout des contrats : seuls les contractants peuvent se délier. [2.415]

Ohabolana 30Raha sendra mahafaty vintsy ialahy, tsy maintsy mamono azy lambamena. [2.415 #1533]
Dikanteny frantsayEnfant, s' il t' arrive d' ôter la vie à un martin-pêcheur, il faut envelopper son corps d' une étoffe de soie rouge, comme on le fait pour l' ensevelissement des hommes. [2.415 #1533]
Fanazavana frantsayLes parents disaient ce proverbe aux enfants, pour les détourner de faire du mal aux martins-pêcheurs. [2.415 #1533]

Ohabolana 31Salasala : mitana mamono vady ; manao mafy, menatra an-drainy ; manao malemy, toa tsy hahatana azy ; ka tsy hita izay hanja-varana. [2.415 #1329, 2.558 #3815, 2.653]
Dikanteny frantsayLe voilà hésitant : il saisit sa femme pour la battre : s' il frappe fort, il a honte de son père ; s' il frappe doucement, cela ne retiendra pas la femme ; il ne voit pas comment faire. [2.415 #1329]

Ohabolana 32Salasala toy ny mitery ombin-drafozana : mirerarera toa tsy hahazo, hisikina toa hamono zanak' omby. [2.558]
Salasala, toy ny mitery ombin-drafozana : mirerarera, toa tsy hahazo ; misikina, toa mivolon-ko tompony ; misaron-doha, toa miavona ; mipetraka, ataon' ny olona ho amboa. [2.415 #1475, 2.653 #2850]
Dikanteny frantsayEmbarrassé comme un gendre qui va traire la vache de son beau-père : s' il n'y met pas assez d' ardeur, il ne réussira pas ; s' il en met trop, il aura l' air d' être le maître ; s' il se couvre la tête, il a l' air d' être fier ; s' il s' assied, on le prend pour un effronté. [2.415 #1475]
Fanazavana frantsayLe gendre a la situation difficile, il n' est pas considéré comme le fils. [2.415 #1475]

Ohabolana 33Tahaka ny otrik’ afo : ny manindritsindry tsy hamono, ny tsindritsindriana tsy ho faty. [2.558 #3980, 2.653 #2962]

Ohabolana 34Taozavatr' i Mantasoa : ny marary manao izay ho vitany, ny finaritra mamono masoandro. [2.558 #4116, 2.165]
Taozavatry Mantasoa: ny marary manao izay vitany, ny finaritra mamono masoandro. [2.653 #3039, 2.415]
Toazavatr' i Mantasoa : marary manao izay ho vitany, finaritra mamono masoandro. [2.415]
Dikanteny frantsayLe travail à Mantasoa: les (ouvriers) malades font ce qu' ils peuvent, et les biens portants travaillent jusqu' à la nuit (litt. tuent le soleil). [2.165]
Travail dans les ateliers royaux de Mantasoa : les malades font ce qu' ils peuvent, et ceux qui se portent bien travaillent jusqu' au coucher du soleil. [2.415 #397]
Fanazavana frantsayOn y travaillait sérieusement, plus sérieusement qu' on ne le fait depuis lors semble-t-il. [2.165]

Ohabolana 35Tsy kasa ny longo hamono, fa ny felana no mby an-kandrina. [2.558 #4501, 2.653]

Ohabolana 36Tsy mamono anaka. [2.415 #949]
Dikanteny frantsayUne mère enceinte qui meurt subitement ne tue pas son enfant. [2.415 #949]
Fanazavana frantsayCette expression était surtout employée pour les animaux, par exemple pour les vaches pleines qu'on tuait d'un seul coup ; on l' employait aussi dans le sens de mort subite. [2.415 #949]

Ohabolana 37Tsy mba nampoizina ho fanala hamono ny mangahazo, fa natao ho zavona hahamasaka ny vary. [2.415 #5940]
Dikanteny frantsayOn ne croyait pas que ce fût de la gelée blanche à faire mourir le manioc, mais on pensait que c' était un brouillard à faire mûrir le riz. [2.415 #5940]
Fanazavana frantsaySe disait des gens trompés dans leurs prévisions. [2.415 #5940]

Ohabolana 38Tsy mety raha mamono reny, toa vary ratsy. [2.415 #950, 2.558 #4530, 2.653 #3425]
Dikanteny frantsayIl ne faut pas que l' enfant tue la mère en naissant, comme le riz mauvais qui éclate et tue l' épi. [2.415 #950]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui faisaient du mal à leurs bienfaiteurs. [2.415 #950]

Ohabolana 39Tsy mety raha mamono tsy mahay mamindra fo, ka nony itsepelehan' ny rambony vao mikaikaika. [2.558]

Ohabolana 40Tsiny hamono tsy mampanonofy. [1.147 #T143]

Ohabolana 41Vato handratra tsy mivongovongo, voay hamono tsy mandoto rano. [1.147 #V30]

Fizahan-teny