|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamony
Fototeny  2  vony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to blossom
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.96] fleurir
7  [1.196] (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [Merina]
8  [Sakalava]
9  [Tankarana]
10  [Betsimisaraka]
Ohatra  11  Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
12  ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#]
Voambolana  13  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)18  mamony
Fototeny  19  voñy
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Tambahoaka] [mamoñy] manafina
22  [1.78] [Bezanozano] manafina
23  [1.78] [Tanala] mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina

Fivaditsoratra  24  inomam, mamoin, mamony, namoim, nimamo, omanim

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/30