|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mamoy
Fototeny  2  mamo
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoina
Tsanganana sy sary iray takila  4  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (2/4)5  mamoy
Fototeny  6  foy
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8  mihataka, miala [Taisaka] [1.78]
9  Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  to forsake, to desert. [1.2]
11  to give up
12  to lose by death [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  renoncer [1.3#180, 1.8]
14  Abandonner, céder à, donner [1.3#180]
15  perdre quelqu'un par la mort [1.8]
Ohatra  16  Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [2.245#68]
17  Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [2.588#]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny mamoy io

Teny iditra (3/4)24  mamoy
Fototeny  25  foy
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27  Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28  to suppurate [1.2]
Voambolana  29  Fahasalamana
Haiendriteny 
30  Ny ankehitriny :
31  Ny lasa :
32  Ny hoavy :
33  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/4)34  mamoy
Fototeny  35  foy
Sokajin-teny  36  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  37  Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26