Teny iditra mampahatanjaka (tanjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: manamafy
Ohatra eo an-tananao ny hery sy ny tanjaka, ka eo an-tananao koa ny mampahalehibe sy ny mampahatanjaka izao rehetra izao. [Baiboly: 13:029:012/1 Tantara 29:12..]

2013/11/06