Teny iditra | 1 mampahay |
Fototeny | 2 hay |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to make to be clever, competent, or able to do anything. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#205] rendre savant, capable, habile |
Ohatra |
6 Fa mampiloa-bava ny moana ny fahendrena, ary mampahay mandahatra ny lelan' ny zaza. [2.996] 7 Ny fianarana ihany no mampahay, ary adala izay olona tsy manao izay tratry ny ainy mba ho tonga mahay. [2.332] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mankahay |
Fivaditsoratra | 12 mampahay, mampahia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |