Teny iditra mampanahaka (hahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra mampanahaka ny tongotro amin' ny an' ny serfavavy, mampijoro ahy any amin' ny fitoerako avo; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampanahaka, mampanahak', mampanaha-
Ny lasa : nampanahaka, nampanahak', nampanaha-
Ny hoavy : hampanahaka, hampanahak', hampanaha-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20