Teny iditra | 1 mampandositra |
Fototeny | 2 lositra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 Anankiray tamin' ireo nampandositra ny mponina tao Gata [1.38] 5 Tsy mampandositra azy ny zana-tsipika; ataony ho toy ny vodivary ny vaton' antsamotady. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |