Teny iditra mampihahaka (hahaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mamafy
Ohatra Lozan'ireo mpiandry izay manimba sy mampihahaka ny ondry fiandriko, hoy Jehovah [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20