Teny iditra | 1 mampihomehy |
Fototeny | 2 homehy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to cause laughter; laughable 6 [1.17] ridiculous |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] 8 [1.8] faire rire; risible, drôle, humoristique 9 [1.9] ridicule 10 [1.66.fr#601] marrant: Tantara mampihomehy (Histoire marrante) |
Ohatra |
11 Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy? [2.285#] 12 Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo. [2.895#] 13 Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy. [2.356#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 17 mahatsikaiky, mampivadika aty, manapa-tsinay, mampitokelaka, hatsikana, katsikana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |