|
|
|
|

Teny iditra1  mampikombona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  [2.996] Izaho hampiteraka, nefa hampikombona indray va?
4  [2.5] Mba hampikombona ny molotr' ise tsy haneso ahy intsony, dia averiko indray fa nisy hasambarana tsy roa aman-tany voatsapako tamin' ny fiarahako tamin-jazavavy iray fony izaho mbola zaza.
Fototeny  5  kombona
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11