Teny iditra (1/2) | 1 mampiodina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#457] faire révolter |
Ohatra |
4 [2.996#] mampiodina ny vahoaka izy, aeliny eran' i Jodea manontolo ny fampianarany, dia hatrany Galilea izay nanombohany ka hatraty. |
Fototeny | 5 odina |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 manodina |
Teny iditra (2/2) | 11 mampiodìna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampiodina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#457] |
Fototeny | 15 odina |
Tovy hevitra | 16 manodina, manodina, manodìna |
Fivaditsoratra | 17 mampiodìna, mampiodina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |