Teny iditra (1/2) | 1 mampiodina |
Fototeny | 2 odina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 faire révolter [1.3#457] |
Ohatra |
5 mampiodina ny vahoaka izy, aeliny eran' i Jodea manontolo ny fampianarany, dia hatrany Galilea izay nanombohany ka hatraty.
[2.996#]
|
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 manodina |
Teny iditra (2/2) | 11 mampiodìna |
Fototeny | 12 odina |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampiodina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#457] |
Tovy hevitra | 16 manodina, manodina, manodìna |
Fivaditsoratra | 17 mampiodìna, mampiodina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |