Teny iditra | 1 mampiriotra |
Fototeny | 2 riotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [2.313] mampihazakazaka manainga, mampisavorovoro |
Ohatra |
5 mampiriotra ny mpitaingin-tsoavaliny; [2.996] 6 ry rivotra, sarotim-panina ka manai-bovoka mandry, mampiriotra fako mifitsaka. [1.298] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |