|
|
|
|

Teny iditra1  mampiseho
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  seho
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Mamelatra mba ho hita: Mampiseho sary amin' ny ankizy ~ Mampiseho hakevohana io tovolahy io amin' ny ataony rehetra
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.7] to put on display
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.8] montrer, exhiber
16  [1.13] représenter, pésenter
Ohatra  17  [2.69#] fa saingy mba mampiseho ny taolako.
Mpanahaka  18  maneho
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny mampiseho io

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10