| Teny iditra | 1 mampisosa |
| Fototeny | 2 sosa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano
[2.5#14]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|