Teny iditra mampivady (vady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  mampanaraka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Accoupler [1.3, 1.13]
 Faire marier [1.3]
Ohatra 
1Aza mampivady biby samihafa karazana; [2.996]
2Ny tsara indrindra dia ny mampivady ny fitsaboana maoderina amin'ny fitsaboana nentim-paharazana, dia mety ho tsara kokoa ny vokany noho ny fampiasana ny iray amin'ireo ihany. [2.424]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampivady
Ny lasa : nampivady
Ny hoavy : hampivady

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21