Teny iditra (1/2) | 1 manabataba |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manaitra amin' ny horakoraka na ny kotaba: Andeha mivoaka fa manabataba ny marary Manahirana, manelingelina: Aza manabataba ahy fa miasa aho Manakorontana: Manabataba ny faritany io lehilahy io ka tokony horoahina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to cause excitement, to cause annoyance by noise or clamour. 5 [1.7] to disturb, to bother with noise |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] troubler en faisant du bruit; mettre en désordre |
Ohatra |
7 [1.508#] Ampakaro aty fa manabataba ahy. 8 [2.285#] Aza manabataba ny eritreritro amin' izany ianao, Madama. |
Fototeny | 9 tabataba |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 manabatabà |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabataba [Fitanisana] |
Fototeny | 16 tabataba |
Fivaditsoratra | 17 anabatabam, manabatabà, manabataba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |