Teny iditra (1/2) | 1 manabataba |
Fototeny | 2 tabataba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaitra amin' ny horakoraka na ny kotaba: Andeha mivoaka fa manabataba ny marary Manahirana, manelingelina: Aza manabataba ahy fa miasa aho Manakorontana: Manabataba ny faritany io lehilahy io ka tokony horoahina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to cause excitement, to cause annoyance by noise or clamour. [1.2] 6 to disturb, to bother with noise [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 troubler en faisant du bruit; mettre en désordre [1.8] |
Ohatra |
8 Ampakaro aty fa manabataba ahy.
[1.508#]
9 Aza manabataba ny eritreritro amin' izany ianao, Madama. [2.285#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 manabatabà |
Fototeny | 15 tabataba |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manabataba [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 17 manabatabà, manabataba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20 |
![]() |