Teny iditra | 1 manabohamaty |
Fototeny | 2 mana-, bohaka, maty |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitono tena amin' ny loza, manao mosalahy amin' ny fahafatesana [1.1] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 8 mitono tena, manao vy very, manao anjolofo, maneha-doza, mankaha-doza, mananty voina, mila voina, mila faty, manao mosalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |