Teny iditra | 1 manaboroaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to pierce |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] percer de part en part |
Ohatra |
6 [2.996#] Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy; |
Fototeny | 7 boroaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 anamboarako, manaboroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |