Teny iditra | 1 manaboroaka |
Fototeny | 2 boroaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to pierce |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] percer de part en part |
Ohatra |
7 Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy; [2.996#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 anamboarako, manaboroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |