|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manadidy
Fototeny  2  adidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho [1.1]
5  manome tsiny [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6  To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif) [1.3]
Ohatra  8  ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty. [2.69#]
9  Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. [2.639#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  mañadidy
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16  misakana, mandrara [Taisaka] [1.78]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  21  manadidy, mañadidy, manadidy, mañadidy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20