Teny iditra | manafaingana (faingana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to hasten, to hurry, to make to be quick. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to hasten, to hurry along [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | hâter, accélérer [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manafaingàna (faingana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafaingana | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |