Teny iditra (1/2) | 1 manafaingana |
Fototeny | 2 faingana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to hasten 6 [1.2] to hurry, to make to be quick. 7 [1.7] to hurry along |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#139, 1.8] hâter, accélérer 9 [1.3#139] faire hâter, presser, faire aller vite |
Ohatra |
10 Ny raharahan' ny Solontenam-panjakana dia manaramaso ny ankizy raha misy tsy mianatra sy manafaingana ny ianorenan-tSekoly. [2.649#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny manafaingana io |
Teny iditra (2/2) | 16 manafaingàna |
Fototeny | 17 faingana |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafaingana [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 19 anafainganam, manafaingana, manafaingàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |