|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manafotra
Fototeny  2  hafotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to strip the bark off the hafotra

Teny iditra (2/3)5  manafotra
Fototeny  6  safotra
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manototra: Nanafokenatra azy ny namany
Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy
Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to flood, to submerge
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] inonder
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)15  manafotra
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Bezanozano] manarona, manenika
18  [1.78] [Sihanaka] mandrakotra

Fivaditsoratra  19  manafotra, montafara, nofaratam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02