|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manahaka
Fototeny  2  hahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] [mañahaka] manofa (vary, kafe, ets)
5  [1.1] Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?
Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono
Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to scatter, to disperse
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] disperser, éparpiller
Ohatra  8  Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany! [2.285#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  mañakake

Teny iditra (2/2)14  manahaka
Fototeny  15  tahaka
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  23  hamakana, kamahana, manahaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21