Teny iditra mana (akà)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mody tsy mahalala, milalao olona, miseho ho bado [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To delude, to befool, to treat craftily. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakà
Ny lasa : nanakà
Ny hoavy : hanakà

Teny iditra mañaka (haka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mandrehoka [1.78]

Teny iditra manaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Manihika [1.78]

Teny iditra manaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Misakana, manisy sakana [1.78]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20