Teny iditra | 1 manakaiky |
Fototeny | 2 akaiky |
Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may 5 Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona 6 Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo 7 Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely 8 Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 to draw near to, to approach. [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 s'approcher de; approcher [1.8] |
Ohatra |
11 Somary nanakaiky arabe ny lalany. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 16 manakeky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |