|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakenda
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manery biby na olona amin' ny vozony: Nisy nanenda ny akoholahin-janako
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to choke, to throttle
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#322, 1.8] étrangler, serrer au cou
6  [1.3#322] obstruer
Fototeny  7  kenda
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  manenda

Teny iditra (2/2)13  manakendà
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakenda [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]
Fototeny  17  kenda
Tovy hevitra  18  manendà

Fivaditsoratra  19  anakendam, manakenda, manakendà, manendaka, nandemaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11