Teny iditra (1/2) | 1 manakòtra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandany tsiro ny tany; mandevona, manimba |
Fototeny | 4 kotra |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manakotra |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Manarona amin' ny takotra 12 [1.78] [Tambahoaka] manarona 13 [1.78] [Sihanaka] manampina |
Fototeny | 14 takotra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 19 anakotram, manakotra, manakòtra, manatroka, manokatra, mañokatra, manotraka, namokatra, namotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |