Teny iditra manamanga (manga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho manga
¶ Mandoko manga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make blue, to color blue [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rendre bleu, colorer en bleu [Hallanger 1974]
Endriteny 
manamanga
nanamanga
hanamanga
manamangà

Teny iditra manamangà (manga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamanga [fitanisana]

2012/06/20