|
|
|
|

Teny iditra1  mana-manjò
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  maty havana, manan-kavana nody mandry [1.1]
Ohatra  4  Ary dia i Mbelo no nitsapa alahelo ny manamanjo. [2.4#]
5  mana-manjo izy (Il a eu le malheur de predre quequ'un de sa famille) [1.3#874]
6  Dia mankeo amin' ny toerana iray ny manamanjo, dia manatona manao veloma azy eo ny mpandevina, ary misy mametraka teny fohy ho fampiononana azy. [2.347#74]
Tovy hevitra  7  tompo-manjo, tompom-pahoriana
Singan-teny  8  manana, man
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mana-manjò io

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20