Teny iditra (1/2) | 1 manamasina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamasina ny sampy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to consecrate; to make holy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.107] sanctifier 6 [1.3, 1.8] consacrer 7 [1.3] bénir, adorer, honorer 8 [1.3] s'appuyer sur 9 [1.8] rendre saint |
Fototeny | 10 masina |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 15 mankamasina |
Teny iditra (2/2) | 16 manamasìna |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamasina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fototeny | 19 masina |
Fivaditsoratra | 20 anamasinam, manamasìna, manamasina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |