Teny iditra (1/2) | 1 manambana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
[mañambaña] manambana 4 [1.1] Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] menacer, frapper, atteindre |
Ohatra |
7 [4.27] Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo. 8 [2.996] fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. |
Fototeny | 9 ambana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 manambàna |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambana [Fitanisana] |
Fototeny | 16 ambana |
Fivaditsoratra | 17 anambanam, manambàna, manambana, mananamba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/14 |
![]() |