|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manambara
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  ambara
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe
Milaza: Iza no nanambara izany taminao?
Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2, 1.7] to reveal, to disclose
10  [1.2] to tell, to announce
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3, 1.8] révéler; annoncer
12  [1.3] dire, manifester
Ohatra  13  [2.245#] Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra.
14  [2.445#] Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany.
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny manambara io

Teny iditra (2/2)16  manambara
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambatra [Fitanisana]
Fototeny  18  tambatra
Tovy hevitra  19  manatambara

Fivaditsoratra  20  anambaram, manabaram, manambara

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29