Teny iditra (1/3) | 1 manambina |
Fototeny | 2 tambina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy tambiny [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet [1.3] |
Ohatra |
6 Andro zoma no manambina ny alahamady. [1.381#] 7 Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana. [2.285#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 manambina |
Fototeny | 13 ambina |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka 16 Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra! [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes. [1.2] 18 to make prosperous, to favor [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 rendre prospère, favoriser [1.3, 1.8] 20 avoir sous sa protection [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 25 manambìna |
Fototeny | 26 tambina |
Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambina |
Tsanganana sy sary iray takila |
28 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 29 manambina, manambìna, manambina, manambìna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |