|
|
|
|

Teny iditra1  manamongomongo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  3  mikisoka [1.1]
Ohatra  4  [2.996] Tsy fantany fa hianao no Andriamanitray, dia hianao izay manamongomongo ny tafika hatramin'ny voalohany, sy manana anarana hoe Tompo.
Fototeny  5  mongomongo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11