Teny iditra mikisoka (kisoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitoto ho tonga vovoka: Mikisoka paraky
Mitovy hevitra: manamongomongo ~ manamontsamontsana ~ manorotoro [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikisoka
nikisoka
hikisoka
mikisoha

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/25