Teny iditra manamongomongo (mongomongo (mongo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mikisoka [1.1]
Ohatra Tsy fantany fa hianao no Andriamanitray, dia hianao izay manamongomongo ny tafika hatramin'ny voalohany, sy manana anarana hoe Tompo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23