|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manampoka
Fototeny  2  tampoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to come upon suddenly, to surprise
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#664, 1.8] surprendre
7  [1.3#664] arriver à l'improviste
Ohatra  8  Fa ahoana no manampoka! [2.356#59]
9  Fantatra ny anton' ny bararata: tsy hahazoana manampoka azy amin' ny alina; [2.472#216]

Teny iditra (2/2)10  manampoka
Fototeny  11  tampoka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto?
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] to soak, to steep
15  [1.7] to add cold water
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3#664] ajouter de l'eau à l'eau chaude, au vin, au rhum
17  [1.8] ajouter de l'eau froide
Ohatra  18  tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra; [2.996#54.004.002]
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
22  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  24  mampanako, manakompa, manakompà, manampoka, manompaka, mpanakamo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17