Teny iditra mananatra (anatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay
¶ Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny
¶ Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to advise, to warn, to admonish, to rebuke, to chastise. In the provinces it means to teach. [Richardson 1885]
 to advise; to rebuke [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay conseiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
mananatra
nananatra
hananatra
mananara
Teny nalaina 

2011/10/30