Teny iditra | 1 manan-draharaha |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 manana, raharaha |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] misy mahasahirana, be raharaha: Aza fady fa manan-draharaha aho ka tsy ho afaka rahampitso |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#36] être occupé (terme d'excuse, échappatoire) |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |