Teny iditra (1/3) | 1 manandroa |
Fototeny | 2 andro |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandro [Fitanisana] |
Teny iditra (2/3) | 4 manan-droa |
Singan-teny | 5 manana, roa |
Sokajin-teny | 6 kambanteny |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny manan-droa io |
Teny iditra (3/3) | 8 manandroa |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.13] ensemble à deux éléments, paire |
Voambolana |
11 Matematika: alijebra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 amondrana, anamondra, anandramo, anandroam, manandroa, manan-droa, nandaroam, nandoaram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |