Teny iditra | 1 mananetinkena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] la partie supérieure des côtés du boeuf qui longe l'épine dorsale, aloyaux du boeuf |
Voambolana |
5 Toe-karena: hanina |
Singan-teny | 6 mananety, hena |
Tovy hevitra | 7 mananety, mananetiny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/16 |
![]() |