Teny iditra manangy (tangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manome [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] manome tangy [Rakotosaona 1972]
 Manome tangy, manome vola vehivavy mba hanekeny hiray amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manangy
nanangy
hanangy
manangia

Teny iditra manangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vehivavy [Rajemisa 1985]

Teny iditra manangy (angy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to decorate, to ornament [Richardson 1885]

2012/04/22